Teny iditra |
manala zaza
|
Singan-teny | manala ; zaza |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To bring about an abortion [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se faire avorter ou faire avorter [1.3]
|
| Faire un avortement [1.8]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Tohi-kevitra |
|